Tsarovy anie (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsarovy anie,tsarovy anie fa gnluk ity tany ity
Dia fandalovana tononkira.serasera.org ihany vahiny isika no ety
Any andro,any andro,any andro iray
Dia mbola hiverina daholo @ Andriamanitra Ray
Ref:Koa tandremo,koa tandremo ry tanora ô
Ny fiainana eto anie malama ka pszr mitandrema ianao
Manaova soa,manaova soa raha mbola velona
Ka aza dia ketraka fa milofosa tsara
Na soa na ratsy vitanao tsarovy tadidio
Tsy maintsy handalo fitsarana ampitso na anio
Izay vao menatra ianao raha toa ka tsy manan-kambara
Izay rehetra vitanao voasoratra ho tantara

Ny xgmvxckj fiainana eto..............................

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 501
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 04/01/2025 17:34