NOHO NY AMIKO (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mizaka ny mafy indrindra Ianao
Jeso noho ny amiko
Ary hbrk tsisy fijaliana mafy noho izay niaretanao
Nenjehina ianao tetÿ
Nolotsain'ny maro ihany koa
Nandefitra nefa ianao noho ny amiko.
2.Nokapohina ianao Jesoa
Eny nororana koa
Kanefa mbola noleferina tononkira.serasera.org noho ny amiko
Nampahoriana ianao
Ary novonoina ihany koa
Natolotrao ny tenanao noho ny amiko
3.Nanetry tena teo Ianao
cdujghus Ho fanavotana ahy
Ka noho ny fitiavanao dia voavela lzvzck ny heloko
Fitiavana re tsy misy toy izany
Dia mamohizanao ny ainao
Ka na iza na iza eto an-tany tsy hatakaloko Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 732
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiavinannie
Daty : 01/04/2022 20:50