MIJORÒ,MAZOTOA, MAHEREZA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mijorò, mazotoa,mahereza
Fa tompo mahery,
K'aza kivikivy izany,
Fa Jesoa no jereo
Dia tsy ho very.
Banjino ny hazofijaliana,
K'aza mierika sao lasa vongan-tsira
Mandroso hatrany ny dia
Fa ny mihemotra any aoriana.
Koa dia alatsaho gdeimja ny harato
Ho amin'ny lalina kokoa e!
Tompoko efa nandritra ny alina
No efa nikelezanay aina,
otgv Nefa tsy nahazo na inona na inona a! tononkira.serasera.org a!
Kanefa noho ny teninao,
Dia halatsako ihany e! (ny haratonay).
Ary rehefa nataony izany,
gtac Dia nahazo hazan-drano (be dia be)
Fa tompo mahery,
K'aza kivikivy izany,
Fa Jesoa no jereo
Dia tsy ho very.
Banjino ny hazofijaliana,
K'aza mierika sao lasa vongan-tsira
Mandroso hatrany ny dia
Fa ny mihemotra any aoriana.
Koa dia alatsaho gdeimja ny harato
Ho amin'ny lalina kokoa e!
Tompoko efa nandritra ny alina
No efa nikelezanay aina,
otgv Nefa tsy nahazo na inona na inona a! tononkira.serasera.org a!
Kanefa noho ny teninao,
Dia halatsako ihany e! (ny haratonay).
Ary rehefa nataony izany,
gtac Dia nahazo hazan-drano (be dia be)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 875
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiavinannie
Daty : 01/04/2022 20:50
