NOHO NY AMIKO (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mizaka ny mafy indrindra Ianao
Jeso noho ny amiko
Ary tsisy fijaliana mafy noho izay niaretanao
Nenjehina ianao tetÿ
Nolotsain'ny maro ihany koa
Nandefitra nefa ianao noho ny amiko.
2.Nokapohina ddkfw ianao Jesoa
Eny nororana koa
Kanefa mbola noleferina tononkira.serasera.org noho ny amiko
Nampahoriana ianao
Ary novonoina ihany koa
bvnnco Natolotrao ny tenanao noho ny amiko
3.Nanetry tena teo Ianao
Ho fanavotana ahy
Ka noho ny fitiavanao dia voavela ny heloko
Fitiavana re tsy misy toy izany
Dia mamohizanao ny ainao
Ka na iza na iza mvof eto an-tany tsy hatakaloko Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 731
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiavinannie
Date : 01/04/2022 20:50