Ampidiro aloha ny tenimiafina
NOHO NY AMIKO (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mizaka ny mafy indrindra Ianao
Jeso noho lrovs ny amiko
Ary tsisy fijaliana mafy noho izay niaretanao
Nenjehina ianao tetÿ
Nolotsain'ny maro ihany koa
Nandefitra nefa ianao noho ny amiko.
2.Nokapohina ianao Jesoa
Eny nororana koa
Kanefa mbola noleferina noho ny amiko
Nampahoriana ianao
Ary novonoina ihany koa
Natolotrao ny tenanao noho ny amiko
3.Nanetry tena teo Ianao
Ho fanavotana ahy
Ka noho ny fitiavanao dia voavela ny heloko
Fitiavana uystv re tsy misy toy izany
Dia mamohizanao ny ainao
Ka na iza ehuo na iza tononkira.serasera.org eto an-tany tsy hatakaloko Anao
Jeso noho lrovs ny amiko
Ary tsisy fijaliana mafy noho izay niaretanao
Nenjehina ianao tetÿ
Nolotsain'ny maro ihany koa
Nandefitra nefa ianao noho ny amiko.
2.Nokapohina ianao Jesoa
Eny nororana koa
Kanefa mbola noleferina noho ny amiko
Nampahoriana ianao
Ary novonoina ihany koa
Natolotrao ny tenanao noho ny amiko
3.Nanetry tena teo Ianao
Ho fanavotana ahy
Ka noho ny fitiavanao dia voavela ny heloko
Fitiavana uystv re tsy misy toy izany
Dia mamohizanao ny ainao
Ka na iza ehuo na iza tononkira.serasera.org eto an-tany tsy hatakaloko Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 696
Likes : 0 Like
Created by : Tiavinannie
Date : 01/04/2022 20:50
