MPIVAHINY Ô!(Sol) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpivahiny ô!aiza moa ianao?
No mivezivezy manaram_po ery
Mielina mandalo rava ny ety
Mibebaha ianao sao diso tfuxwrmz anjara arý
1.Fandalovana ihany ny ety an_tany re
Fa any an_danitra any tononkira.serasera.org no lov ho doria
Ny asan_tananao napetrakao tatý
Ho lovan_taranaka hatrany hatrany
Ny fo fanahy sy saina izay anananay
An'ny Tompo ireny ka tsy pwyvce maintsy miala ety
2.Ry olombelona ô!aiza moa ianao
No dia variana erý sy sondriana ety
Tsy fantatrao angaha fa mpivahiny ianao
Koa mibebaha hatrany hatramin'ny anio
Fa tacrzfs ny Tompo anie dia miandry antsika izao
Nanolotra ny ainy hamonjy ny rehetra
No mivezivezy manaram_po ery
Mielina mandalo rava ny ety
Mibebaha ianao sao diso tfuxwrmz anjara arý
1.Fandalovana ihany ny ety an_tany re
Fa any an_danitra any tononkira.serasera.org no lov ho doria
Ny asan_tananao napetrakao tatý
Ho lovan_taranaka hatrany hatrany
Ny fo fanahy sy saina izay anananay
An'ny Tompo ireny ka tsy pwyvce maintsy miala ety
2.Ry olombelona ô!aiza moa ianao
No dia variana erý sy sondriana ety
Tsy fantatrao angaha fa mpivahiny ianao
Koa mibebaha hatrany hatramin'ny anio
Fa tacrzfs ny Tompo anie dia miandry antsika izao
Nanolotra ny ainy hamonjy ny rehetra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 495
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 24/05/2023 19:03
