MPIVAHINY Ô!(Sol) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpivahiny ô!aiza moa ianao?
No mivezivezy manaram_po ery
Mielina mandalo rava ny ety
Mibebaha ianao sao diso anjara arý
1.Fandalovana ihany ny ety an_tany re
fpmtaixx Fa any an_danitra any no lov ho doria
Ny asan_tananao tononkira.serasera.org napetrakao tatý
Ho lovan_taranaka hatrany hatrany
Ny fo fanahy sy saina izay anananay
An'ny Tompo ireny ka tsy maintsy miala ety
2.Ry olombelona qljfwpv ô!aiza moa ianao
No dia variana erý sy djkkro sondriana ety
Tsy fantatrao angaha fa mpivahiny ianao
Koa mibebaha hatrany hatramin'ny anio
Fa ny Tompo anie dia miandry antsika izao
Nanolotra ny ainy hamonjy ny rehetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 556
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 24/05/2023 19:03