MBA RAISO RE (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Jesoa ô! miantso anao izahay
Mba tantano re ny fiainanay
Satria 'zahay mahalala fa
Tsy tonga hiantso ny marina Ianao
Fa ny mpanota hibebaka

Ref: Mifona re!mamelà ny helokay
Miangavy re,mamindrà tononkira.serasera.org fo
Jehovah jzig ô!mamelà ny helokay
Mitalaho mba raiso grjv re!

2.Manaiky anao izahay ry Ray
Fa fantatray wklulydx fa miasa Ianao
Mino ny fanavotana nataonao
Ka hijoro vavolombelona aho
Ka hafoiko ny amiko noho Ianao

A/C: Marius

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fiderana
Vangy : 628
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 23/05/2023 11:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315