Ampidiro aloha ny tenimiafina
MBA RAISO RE (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Jesoa ô! miantso anao izahay
Mba tantano re ny sofp fiainanay
Satria ixglvec 'zahay mahalala fa
Tsy tonga hiantso ny marina Ianao
Fa ny mpanota hibebaka
Ref: Mifona re!mamelà ny tononkira.serasera.org helokay
Miangavy re,mamindrà fo
Jehovah ô!mamelà ny helokay
Mitalaho mba raiso re!
2.Manaiky anao izahay ry Ray
Fa fantatray fa miasa Ianao
Mino nrzrjzr ny fanavotana nataonao
Ka hijoro vavolombelona aho
Ka hafoiko ny amiko noho Ianao
A/C: Marius
Mba tantano re ny sofp fiainanay
Satria ixglvec 'zahay mahalala fa
Tsy tonga hiantso ny marina Ianao
Fa ny mpanota hibebaka
Ref: Mifona re!mamelà ny tononkira.serasera.org helokay
Miangavy re,mamindrà fo
Jehovah ô!mamelà ny helokay
Mitalaho mba raiso re!
2.Manaiky anao izahay ry Ray
Fa fantatray fa miasa Ianao
Mino nrzrjzr ny fanavotana nataonao
Ka hijoro vavolombelona aho
Ka hafoiko ny amiko noho Ianao
A/C: Marius
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 624
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 23/05/2023 11:02
