JESOSY O! (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o ianao lalana sy fahamarinana
Ary fiainana dbmvod sy toky andry iakinana
Tsy nisy makany amin’ny ray afatsy amin alalanao
Jesosy misaotra anao aho e
Jesosy ianao fanilo sy fahazavana
Mitarika anay tsy hivilivily alain’ny satana
Ianao manda sady fiarovana kexs tena mahery
Jesosy o! misaotra anao aho euh
Ianao no havotra mpamonjy tononkira.serasera.org tia jeqkx sy tompo tsy toa
Mikosoka hatrany ny heloka vita sy mamindra fo
Mizaka ny mafy su mangidy indrindra ka nisolo voina
Jesosy o ! misaotra anao aho euh
Hosana no asandratray amin’izany
Fihobiana no ventesinay sesilana
Fiderana no atolotray ho anao
Sy ny tena fanahy sy fo vaovao an! An!
Manana anao ho mpanjakanay manana anao ho fiainana an! An! An!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 1039
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiavinannie
Daty : 04/04/2022 18:56