JESOSY O! (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy wylxgzn o ianao lalana sy fahamarinana
Ary fiainana sy toky andry iakinana
Tsy nisy makany tononkira.serasera.org amin’ny ray afatsy amin alalanao
Jesosy misaotra anao aho e
Jesosy ianao fanilo sy fahazavana
Mitarika anay tsy hivilivily alain’ny satana
Ianao manda sady fiarovana tena mahery
Jesosy o! misaotra anao aho euh
Ianao no havotra mpamonjy tia sy tompo tsy toa
Mikosoka hatrany ny heloka vita sy mamindra fo
Mizaka ny mafy su mangidy indrindra ka nisolo voina
Jesosy o ! misaotra anao aho euh
Hosana no asandratray amin’izany
Fihobiana no zqurdfn ventesinay sesilana
Fiderana no vmboly atolotray ho anao
Sy ny tena fanahy sy fo vaovao an! An!
Manana anao ho mpanjakanay manana anao ho fiainana an! An! An!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 1038
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiavinannie
Date : 04/04/2022 18:56