JESOSY O! (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o ianao lalana sy fahamarinana
Ary fiainana sy toky andry iakinana
Tsy nisy makany amin’ny ray uzng afatsy amin alalanao
Jesosy misaotra anao aho e
Jesosy ianao fanilo sy fahazavana
Mitarika anay tsy hivilivily alain’ny satana
Ianao manda sady fiarovana tena mahery
Jesosy o! misaotra anao aho euh
Ianao no havotra mpamonjy xxeumjww tia sy tompo tsy toa
Mikosoka hatrany ny heloka vita sy mamindra fo
Mizaka ny mafy su mangidy indrindra ka nisolo voina
Jesosy o ! tononkira.serasera.org misaotra anao aho euh
Hosana no asandratray amin’izany
Fihobiana no ventesinay sesilana
Fiderana no atolotray ho qznrhwo anao
Sy ny tena fanahy sy fo vaovao an! An!
Manana anao ho mpanjakanay manana anao ho fiainana an! An! An!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 1040
Likes : 0 Like
Created by : Tiavinannie
Date : 04/04/2022 18:56