Izay mivesatra (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay mivesatra ny satro-boninahitra
Izay mivesatra koa dia ho afa-pahotana
Hifaly amin'ny lamba fotsy
Hihira amin'ny mfeak voninahitra
Ny voninahitry ny Tompo Jesoa
Ref:Hiverina(hiverina aho amin'izao)
tononkira.serasera.org Hiverina(ka raisonao ry Tompo)
Mba ho afaka ny otako dzbsztf rehetra ×2
Izay miverina koa dia ho afaka izao
Izay miverina koa dia sgrx hahita ny mazava
Ilay mazava an-danitra hitsilo lalandava
Hitarika ny dia ho tody soa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 343
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 05/03/2025 17:31