Izay mivesatra (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kzqynfp Izay mivesatra ny satro-boninahitra
Izay mivesatra koa dia ho afa-pahotana
Hifaly amin'ny lamba fotsy
Hihira amin'ny voninahitra
Ny voninahitry ny Tompo Jesoa
Ref:Hiverina(hiverina aho amin'izao)
Hiverina(ka raisonao ry Tompo)
tononkira.serasera.org Mba ho afaka ny otako rehetra ×2
Izay wprzymiz miverina koa dia ho cczhj afaka izao
Izay miverina koa dia hahita ny mazava
Ilay mazava an-danitra hitsilo lalandava
Hitarika ny dia ho tody soa
Izay mivesatra koa dia ho afa-pahotana
Hifaly amin'ny lamba fotsy
Hihira amin'ny voninahitra
Ny voninahitry ny Tompo Jesoa
Ref:Hiverina(hiverina aho amin'izao)
Hiverina(ka raisonao ry Tompo)
tononkira.serasera.org Mba ho afaka ny otako rehetra ×2
Izay wprzymiz miverina koa dia ho cczhj afaka izao
Izay miverina koa dia hahita ny mazava
Ilay mazava an-danitra hitsilo lalandava
Hitarika ny dia ho tody soa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 288
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 05/03/2025 17:31
