INONA NO HAVALIKO (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona re no tononkira.serasera.org havaliko anao
Oh ry tompo Andriamanitra oo
Noho ny soa izay xugtme nafafinao
Tamin ireto zanakao

Inona re no avaliko anao
Oh ry ray be fitiavana
Tamin’izay rehetra nataonao
Dia nahasoa anay


Tsy hitsahatra ankalaza anao aho
Oh kzim ry tompo Andriamanitra oh
Fa nirahanao ny aypb zanakao
Mba hamonjy anay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fiderana
Vangy : 869
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiavinannie
Daty : 04/04/2022 12:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0404