INONA NO HAVALIKO (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona re no sjwhzftq havaliko anao
Oh ry tompo Andriamanitra oo
Noho ny soa izay nafafinao
Tamin ireto zanakao

Inona re no avaliko anao
Oh ry qonqg ray be fitiavana
Tamin’izay rehetra nataonao
Dia nahasoa anay


Tsy hitsahatra ankalaza anao aho
Oh ry tompo xlxoptes Andriamanitra oh
Fa nirahanao tononkira.serasera.org ny zanakao
Mba hamonjy anay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'ny fiderana
Hits : 870
Likes : 0 Like
Created by : Tiavinannie
Date : 04/04/2022 12:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348