INONA NO HAVALIKO (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona re no havaliko anao
Oh iwxlf ry tompo Andriamanitra oo
Noho ny tononkira.serasera.org soa izay nafafinao
Tamin ireto zanakao
Inona re no avaliko anao
Oh ry ray be fitiavana
Tamin’izay rehetra nataonao
Dia nahasoa anay
Tsy hitsahatra ankalaza anao aho
Oh ry lkgo tompo Andriamanitra oh
Fa nirahanao ny zanakao drfo
Mba hamonjy anay
Oh iwxlf ry tompo Andriamanitra oo
Noho ny tononkira.serasera.org soa izay nafafinao
Tamin ireto zanakao
Inona re no avaliko anao
Oh ry ray be fitiavana
Tamin’izay rehetra nataonao
Dia nahasoa anay
Tsy hitsahatra ankalaza anao aho
Oh ry lkgo tompo Andriamanitra oh
Fa nirahanao ny zanakao drfo
Mba hamonjy anay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 868
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiavinannie
Date : 04/04/2022 12:14
