ILAY FAMONJENA (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E! Taona dia qzqy tsy hita ilay famonjena vita
Nataon'ny Tompo taminao
Fa izaho sy ianao niala sy nandao
Niafina nandositra ny Ray

*Ô (miomanà)×2,eny miomana
Hihaona amin'Andriamanitra
Fa tsy hafa miala hiseho fitsarana
Izay mbola hanadinana anao tononkira.serasera.org

Loza samihafa natao fitsapana
Mba hampibebaka anay
Nefa yvxuu toa becj vao mainka nandositra tsy tana
Nanaraka izao tontolo izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fiderana
Vangy : 630
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 11/11/2023 12:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032