ILAY FAMONJENA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E! Taona dia tsy hita ilay famonjena vita xieltuzf
Nataon'ny Tompo taminao
Fa izaho sy ianao niala sy nandao
Niafina nandositra ny Ray
*Ô tononkira.serasera.org (miomanà)×2,eny miomana
Hihaona rmnpso amin'Andriamanitra
Fa tsy hafa miala hiseho fitsarana
Izay mbola hanadinana anao
Loza jpgywfi samihafa natao fitsapana
Mba hampibebaka anay
Nefa toa vao mainka nandositra tsy tana
Nanaraka izao tontolo izao
Nataon'ny Tompo taminao
Fa izaho sy ianao niala sy nandao
Niafina nandositra ny Ray
*Ô tononkira.serasera.org (miomanà)×2,eny miomana
Hihaona rmnpso amin'Andriamanitra
Fa tsy hafa miala hiseho fitsarana
Izay mbola hanadinana anao
Loza jpgywfi samihafa natao fitsapana
Mba hampibebaka anay
Nefa toa vao mainka nandositra tsy tana
Nanaraka izao tontolo izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 629
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 11/11/2023 12:43
