Fitahiana (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fkxmx Fitahiana no nomena antsika a!
Fa tratr'izao anio izao indray
Aoka koa ny fo tsy hangatsiaka
Fa hazoto hisaotra anao geir indray
Ref: Satria Jesosy ô!Ianao no mijery!
No sady tononkira.serasera.org tena mankahery!Anao tokoa
Satria Jesosy ô!Ianao no mpamonjy
No sady tena zanak'ondry koyktb hanafaka ahy
Nahafoy ny ainy ho famonjena
Ka nahafeno fiantrana indray
Noho ireo zava-tsoa sesehena
No hisaoranay anao indray
Fa tratr'izao anio izao indray
Aoka koa ny fo tsy hangatsiaka
Fa hazoto hisaotra anao geir indray
Ref: Satria Jesosy ô!Ianao no mijery!
No sady tononkira.serasera.org tena mankahery!Anao tokoa
Satria Jesosy ô!Ianao no mpamonjy
No sady tena zanak'ondry koyktb hanafaka ahy
Nahafoy ny ainy ho famonjena
Ka nahafeno fiantrana indray
Noho ireo zava-tsoa sesehena
No hisaoranay anao indray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 2099
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miaranamih
Daty : 19/05/2016 08:42
