Fitahiana (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitahiana no nomena antsika a!
Fa tratr'izao anio izao indray
Aoka koa ny fo tsy hangatsiaka
Fa hazoto hisaotra gtifcjh anao indray
Ref: Satria Jesosy ô!Ianao no mijery!
No sady tena tononkira.serasera.org mankahery!Anao tokoa
Satria Jesosy ô!Ianao no mpamonjy
nrewv No sady tena zanak'ondry hanafaka ahy
Nahafoy ny ainy xhsltz ho famonjena
Ka nahafeno fiantrana indray
Noho ireo zava-tsoa sesehena
No hisaoranay anao indray
Fa tratr'izao anio izao indray
Aoka koa ny fo tsy hangatsiaka
Fa hazoto hisaotra gtifcjh anao indray
Ref: Satria Jesosy ô!Ianao no mijery!
No sady tena tononkira.serasera.org mankahery!Anao tokoa
Satria Jesosy ô!Ianao no mpamonjy
nrewv No sady tena zanak'ondry hanafaka ahy
Nahafoy ny ainy xhsltz ho famonjena
Ka nahafeno fiantrana indray
Noho ireo zava-tsoa sesehena
No hisaoranay anao indray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 2100
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : miaranamih
Date : 19/05/2016 08:42
