Fitahiana (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitahiana no nomena antsika a!
Fa tratr'izao anio izao indray
Aoka koa ny fo tsy hangatsiaka
Fa hazoto hisaotra anao indray
Ref: Satria Jesosy ô!Ianao no mijery!
rmkj No sady tena mankahery!Anao tokoa
cimcn nykrf Satria Jesosy ô!Ianao no mpamonjy
No sady tena zanak'ondry hanafaka ahy
Nahafoy ny ainy ho famonjena
Ka nahafeno fiantrana indray
Noho ireo zava-tsoa sesehena
No hisaoranay anao tononkira.serasera.org indray
Fa tratr'izao anio izao indray
Aoka koa ny fo tsy hangatsiaka
Fa hazoto hisaotra anao indray
Ref: Satria Jesosy ô!Ianao no mijery!
rmkj No sady tena mankahery!Anao tokoa
cimcn nykrf Satria Jesosy ô!Ianao no mpamonjy
No sady tena zanak'ondry hanafaka ahy
Nahafoy ny ainy ho famonjena
Ka nahafeno fiantrana indray
Noho ireo zava-tsoa sesehena
No hisaoranay anao tononkira.serasera.org indray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 2177
Likes : 1 Like
Created by : miaranamih
Date : 19/05/2016 08:42
