Fianarana ho Kristianina (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafaliam-po,henika hasoavana izahay
Ny haja,voninahitra anie ho anao ry Ray
Indreto izahay tanoranao manandra-peo
Manolo-tena,miandany qzwifd ho miaramila(miaramila pxqumk teo)
1.Tsy kilalao na vazivazy ny fianarana
Ny tenin'ny soratra masina no fianianana
Ny fitsapana noho ny asan'ny satana oyavu maro
Ny vavakareo ry sakaiza dia tononkira.serasera.org aza atsaharo
2.Ny fiainana Kristinina no tarigetra imasoana
Any am-piangonana isak'alahady no fotoana
Nialana hatreo ny filibana izay tafahoatra
Andrandrao ny fiainan-danitra efa tsara voatra
3.Ndao isika ry velon'aina hanara-dia an'ny Tompo
Handeha an-tsitrapo hilatsaka mba hanompo
Fa fiadanana no valisoa antsika mpankato
Ety an-tany hatrany an-danitra antsika koa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 397
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 05/03/2025 17:17