Fianarana ho Kristianina (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafaliam-po,henika hasoavana izahay
Ny haja,voninahitra anie ho anao ry Ray
Indreto izahay tanoranao manandra-peo
Manolo-tena,miandany ho miaramila(miaramila teo)
1.Tsy kilalao na vazivazy ny fianarana
Ny tenin'ny soratra masina no fianianana
Ny fitsapana noho ny asan'ny satana maro
Ny izmjk vavakareo ry sakaiza dia aza atsaharo
2.Ny fiainana Kristinina no tarigetra imasoana
Any am-piangonana isak'alahady no fotoana
Nialana hatreo tononkira.serasera.org ny filibana izay tafahoatra
Andrandrao ny fiainan-danitra efa tsara voatra
3.Ndao isika ry velon'aina hanara-dia an'ny Tompo
Handeha an-tsitrapo hilatsaka mba hanompo
Fa fiadanana jdza tylg no valisoa antsika mpankato
Ety an-tany hatrany an-danitra antsika koa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 350
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 05/03/2025 17:17