Ampidiro aloha ny tenimiafina
FANAHY MASINA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Iaina am_pifaliana tononkira.serasera.org aho satria faly aho fa manana Anao
Iaina am_pitoniana aho satria izaho mahatoky Anao
Iaina am_pitiavana oncmc aho satria izaho zanakao a!
Ka velomy ato anatiko ny FANAHY MASINA
Ref: Arotsay, Arotsay aminay ny FANAHY MASINA
Arotsay, Arotsay aminay hitari-dalana
Mpanolo-tsaina,Mpanazava ny dianay a!a!i!
K'asandratray ary ambaranay ngxza ny fahatsaranao
2) Ampanjakao crmwrxj anatinay ny FANAHY MASINA
Mba hanananay toe-panahy araka ny sitrakao
Ka ny fonay diovy ho tempolinao
Ny fitiavanao, ny fifaliana avy aminao no hitoetra ao
A/C : Mr Tafita

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 758
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 24/05/2023 20:40