FANAHY MASINA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Iaina tononkira.serasera.org am_pifaliana aho satria faly aho fa manana Anao
Iaina am_pitoniana aho satria izaho mahatoky Anao
Iaina am_pitiavana aho satria izaho zanakao a!
Ka velomy ato anatiko ny FANAHY MASINA
Ref: Arotsay, Arotsay wxsoc aminay ny FANAHY MASINA
Arotsay, Arotsay aminay hitari-dalana
Mpanolo-tsaina,Mpanazava ny dianay a!a!i!
K'asandratray ary ambaranay ny fahatsaranao
2) Ampanjakao anatinay yenfgby ny FANAHY khry MASINA
Mba hanananay toe-panahy araka ny sitrakao
Ka ny fonay diovy ho tempolinao
Ny fitiavanao, ny fifaliana avy aminao no hitoetra ao
A/C : Mr Tafita

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 852
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 24/05/2023 20:40