Ny fanompoko Anao (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanompoko anao jeso tsy asiko fetra
Satry ianao no Tompo ny zavatra rehetra
Na ny fitsapana latsa eso no mahazo ahy
Tsy ampiova tsy ampiembotra satry ianao no tononkira.serasera.org miandry ahy}×2
Ijoro hatrany aho anohy izany dia
Satry tiko lotra ny fiderana anao ry Tompo tia
Mampahery ilay fanahy.hijoro aho ho tena sahy}×2
Koa atanjao re ry ray ilay finoko
Fa mandrakizay no toki-panompoko
Tantano hatrany @ lala-mahitsy
Hatratra ny tanjona dia ilay PARADISA
Koa atanjao re ry Ray @ fahaniriko
Ny tapaka sy ny namako ary dtqfp ny fianakaviko
Samy tiako daholo ka samy ho mpandova
Iala amin'ny ratsy fanao ka iova
Jeso oh.sambatra lotra aho dbahvkl eo anilanao
Ahafoiko avokoa reo ditra retra izao
Tsy ananjava mahory
Fa tretrika toko
Heniky ny hasoavanao
Henika heniky ny soa
Halelouya!!!! Halelouya .......
Zaii ysbpwmqs miverina indro daholo
Satry ianao no Tompo ny zavatra rehetra
Na ny fitsapana latsa eso no mahazo ahy
Tsy ampiova tsy ampiembotra satry ianao no tononkira.serasera.org miandry ahy}×2
Ijoro hatrany aho anohy izany dia
Satry tiko lotra ny fiderana anao ry Tompo tia
Mampahery ilay fanahy.hijoro aho ho tena sahy}×2
Koa atanjao re ry ray ilay finoko
Fa mandrakizay no toki-panompoko
Tantano hatrany @ lala-mahitsy
Hatratra ny tanjona dia ilay PARADISA
Koa atanjao re ry Ray @ fahaniriko
Ny tapaka sy ny namako ary dtqfp ny fianakaviko
Samy tiako daholo ka samy ho mpandova
Iala amin'ny ratsy fanao ka iova
Jeso oh.sambatra lotra aho dbahvkl eo anilanao
Ahafoiko avokoa reo ditra retra izao
Tsy ananjava mahory
Fa tretrika toko
Heniky ny hasoavanao
Henika heniky ny soa
Halelouya!!!! Halelouya .......
Zaii ysbpwmqs miverina indro daholo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEOMAFIHits : 2204
Likes : 0 Like
Created by : Mientana92
Date : 29/09/2016 10:33
