Ny fanompoko Anao (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanompoko anao jeso tsy asiko fetra
Satry ianao no Tompo ny zavatra rehetra
Na ny fitsapana latsa eso no mahazo ahy
Tsy ampiova tsy ampiembotra satry ianao no miandry ahy}×2

Ijoro hatrany aho tononkira.serasera.org anohy izany dia
Satry tiko lotra ny fiderana anao ry Tompo tia
Mampahery ilay fanahy.hijoro aho ho tena sahy}×2

Koa atanjao re ry ray  ilay finoko
Fa mandrakizay no toki-panompoko
Tantano hatrany @  lala-mahitsy
Hatratra ny tanjona dia ilay PARADISA

Koa atanjao re ry Ray @ fahaniriko
Ny tapaka sy ny namako ary zwuvu ny fianakaviko
Samy tiako daholo ka samy ho mpandova
Iala amin'ny ratsy fanao ka iova

Jeso oh.sambatra lotra aho eo anilanao
Ahafoiko avokoa reo ditra retra izao
Tsy ananjava mahory
Fa tretrika toko
Heniky ny hasoavanao
Henika heniky ny soa

Halelouya!!!! Halelouya egbcdeaq .......


Zaii miverina indro gcenbl daholo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEOMAFI
Vangy : 2273
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 29/09/2016 10:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1827