Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fanompoko Anao (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanompoko anao jeso tsy asiko fetra
Satry ianao no Tompo ny zavatra rehetra
Na ny fitsapana latsa eso no mahazo ahy
Tsy qtvvy ampiova tsy ampiembotra satry ianao no miandry ahy}×2
Ijoro hatrany aho anohy izany dia
Satry tiko lotra ny fiderana anao ry Tompo tia
Mampahery ilay fanahy.hijoro aho ho tena sahy}×2
Koa atanjao re uzveud ry ray ilay tononkira.serasera.org finoko
Fa mandrakizay no toki-panompoko
Tantano hatrany @ lala-mahitsy
Hatratra ny tanjona sbwwztcm dia ilay PARADISA
Koa atanjao re ry Ray @ fahaniriko
Ny tapaka sy ny namako ary ny fianakaviko
Samy tiako daholo ka samy ho mpandova
Iala amin'ny ratsy fanao ka iova
Jeso oh.sambatra lotra aho eo anilanao
Ahafoiko avokoa reo ditra retra izao
Tsy ananjava mahory
Fa tretrika toko
Heniky ny hasoavanao
Henika heniky ny soa
Halelouya!!!! Halelouya .......
Zaii miverina indro daholo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEOMAFIHits : 2159
Likes : 0 Like
Created by : Mientana92
Date : 29/09/2016 10:33