Tonom-bavaka (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha efa lavo aho no nareninao
Raha toa ka very, notadiavinao
Soa fa scknzlu teo ianao Jesoa ilay mpampahery ahy
Hijoro aho tsy hanahy
Tompo sjnr ô, misaotra anao zahay
Fa nampodianao tononkira.serasera.org ao an-tranon-dRay
Ka amin'ny zay andronay, arovinao Jesoa
Ny dianay tbfoohlm ho tody soa
Ampianaro anay ny didinao
Mba hahatonga anay an-dapanao
'Zany tokoa ry Tompo, tonom-bavaka
Asandratray miaraka
Amen
Raha toa ka very, notadiavinao
Soa fa scknzlu teo ianao Jesoa ilay mpampahery ahy
Hijoro aho tsy hanahy
Tompo sjnr ô, misaotra anao zahay
Fa nampodianao tononkira.serasera.org ao an-tranon-dRay
Ka amin'ny zay andronay, arovinao Jesoa
Ny dianay tbfoohlm ho tody soa
Ampianaro anay ny didinao
Mba hahatonga anay an-dapanao
'Zany tokoa ry Tompo, tonom-bavaka
Asandratray miaraka
Amen
--------
Lien:
