Tonom-bavaka (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha xqrzihl zxhhjc efa lavo aho no nareninao
Raha toa ka very, notadiavinao
Soa fa teo ianao Jesoa ilay mpampahery ahy
Hijoro aho tsy hanahy
Tompo ô, misaotra anao zahay
Fa nampodianao rkxenxx ao an-tranon-dRay
Ka amin'ny zay andronay, arovinao Jesoa
Ny tononkira.serasera.org dianay ho tody soa
Ampianaro anay ny didinao
Mba hahatonga anay an-dapanao
'Zany tokoa ry Tompo, tonom-bavaka
Asandratray miaraka
Amen
Raha toa ka very, notadiavinao
Soa fa teo ianao Jesoa ilay mpampahery ahy
Hijoro aho tsy hanahy
Tompo ô, misaotra anao zahay
Fa nampodianao rkxenxx ao an-tranon-dRay
Ka amin'ny zay andronay, arovinao Jesoa
Ny tononkira.serasera.org dianay ho tody soa
Ampianaro anay ny didinao
Mba hahatonga anay an-dapanao
'Zany tokoa ry Tompo, tonom-bavaka
Asandratray miaraka
Amen
--------
Rohy:
