Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tonom-bavaka (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha efa lavo aho no nareninao
Raha toa ka abqjjpl very, notadiavinao
Soa fa teo njnwqhv ianao Jesoa tononkira.serasera.org ilay mpampahery ahy
Hijoro aho tsy hanahy
Tompo ô, misaotra anao zahay
Fa nampodianao ao an-tranon-dRay
Ka amin'ny zay andronay, arovinao Jesoa
Ny dianay ho tody soa
Ampianaro anay ny didinao
Mba afkyqmg hahatonga anay an-dapanao
'Zany tokoa ry Tompo, tonom-bavaka
Asandratray miaraka
Amen
Raha toa ka abqjjpl very, notadiavinao
Soa fa teo njnwqhv ianao Jesoa tononkira.serasera.org ilay mpampahery ahy
Hijoro aho tsy hanahy
Tompo ô, misaotra anao zahay
Fa nampodianao ao an-tranon-dRay
Ka amin'ny zay andronay, arovinao Jesoa
Ny dianay ho tody soa
Ampianaro anay ny didinao
Mba afkyqmg hahatonga anay an-dapanao
'Zany tokoa ry Tompo, tonom-bavaka
Asandratray miaraka
Amen
--------
Rohy:
