MANAJÀ NY RAINAO (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba fanirinao ve, ny hoe ahita ny soa?
Sy ho maro andro ety antany ety?
Eny inoko fa efa vavaka mafy tokoa
Ny ho lava andro hiainana anaty fiadana-po.
Ny didy masin'Andriamanitra
No efa nanambara hoe:
Manajà ny kynjbvxz Rainao
Manajà ny Reninao
Dia ho tanteraka aminao tononkira.serasera.org ireo.
Dada mpknyfa ô! Tianay ianao
Dada ô! Maminay ianao
Ianao nitaiza, nanolokolo, ohuzve nananatra,nanabe
Ilay Andriamanitra mahery itahy anao anie.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 1270
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 26/11/2018 22:42