MANAJÀ NY RAINAO (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba fanirinao ve, ny hoe ahita ny soa?
Sy ho akryo maro andro ety vqlfd antany ety?
Eny inoko fa efa vavaka mafy tokoa
Ny ho lava andro hiainana anaty fiadana-po.
Ny didy masin'Andriamanitra
No efa nanambara uugcdx hoe:
Manajà ny Rainao
Manajà ny Reninao
Dia tononkira.serasera.org ho tanteraka aminao ireo.
Dada ô! Tianay ianao
Dada ô! Maminay ianao
Ianao nitaiza, nanolokolo, nananatra,nanabe
Ilay Andriamanitra mahery itahy anao anie.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEOMAFIHits : 1271
Likes : 0 Like
Created by : Mientana92
Date : 26/11/2018 22:42