LAPAM-PITIA (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifanizina ho any am-paradisa
Izany no tarigetra-tsika
Miray fo pthtvhui miray fitiavana
Samy hafa firenena
Samy hafa ny fiteny
Kanefa dia nampiraisin'i Kristy
Mampitempo iray ny fon-tsika
Loharanom-pitia
Tsy mety ho ritra izao tontolo izao
Ref:
Meteza re izao sy ianao
Ho Lapam-pitia ho doria
Izany no didy
Lehibe indrindra
Nampianariny ho antsika ksnsnrn ety.
Fitiavana tanteraka
Maharipo tsy mirehareha
Rojo mampiray ny olon'ety
Fitiavana fitiavana tsy ho levona mandrakizay
Ho gvew an'ny olona tsy ankanavaka
Faingana re ry mino
Ny ampinganao aza adino
Anolotra fitia
Ho an'ireo naniha. Ho Lapam-pitia. tononkira.serasera.org
Izany no tarigetra-tsika
Miray fo pthtvhui miray fitiavana
Samy hafa firenena
Samy hafa ny fiteny
Kanefa dia nampiraisin'i Kristy
Mampitempo iray ny fon-tsika
Loharanom-pitia
Tsy mety ho ritra izao tontolo izao
Ref:
Meteza re izao sy ianao
Ho Lapam-pitia ho doria
Izany no didy
Lehibe indrindra
Nampianariny ho antsika ksnsnrn ety.
Fitiavana tanteraka
Maharipo tsy mirehareha
Rojo mampiray ny olon'ety
Fitiavana fitiavana tsy ho levona mandrakizay
Ho gvew an'ny olona tsy ankanavaka
Faingana re ry mino
Ny ampinganao aza adino
Anolotra fitia
Ho an'ireo naniha. Ho Lapam-pitia. tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEOMAFIVisites : 1428
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mientana92
Date : 26/11/2018 22:42
