LAPAM-PITIA (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifanizina ho any am-paradisa
Izany no tarigetra-tsika
Miray fo miray fitiavana
Samy hafa firenena
Samy hafa ny fiteny
Kanefa dia nampiraisin'i Kristy
Mampitempo iray ny tononkira.serasera.org fon-tsika
Loharanom-pitia
Tsy mety ho ritra izao tontolo izao
Ref:
Meteza re izao sy rwnvhf ianao
Ho Lapam-pitia ho doria
Izany no didy
Lehibe indrindra
Nampianariny ho ofkgf antsika ety.
Fitiavana tanteraka
Maharipo tsy mirehareha
Rojo mampiray ny olon'ety
Fitiavana fitiavana tsy ho levona eggwit mandrakizay
Ho an'ny olona tsy ankanavaka
Faingana re ry mino
Ny ampinganao aza adino
Anolotra fitia
Ho an'ireo naniha. Ho Lapam-pitia.
Izany no tarigetra-tsika
Miray fo miray fitiavana
Samy hafa firenena
Samy hafa ny fiteny
Kanefa dia nampiraisin'i Kristy
Mampitempo iray ny tononkira.serasera.org fon-tsika
Loharanom-pitia
Tsy mety ho ritra izao tontolo izao
Ref:
Meteza re izao sy rwnvhf ianao
Ho Lapam-pitia ho doria
Izany no didy
Lehibe indrindra
Nampianariny ho ofkgf antsika ety.
Fitiavana tanteraka
Maharipo tsy mirehareha
Rojo mampiray ny olon'ety
Fitiavana fitiavana tsy ho levona eggwit mandrakizay
Ho an'ny olona tsy ankanavaka
Faingana re ry mino
Ny ampinganao aza adino
Anolotra fitia
Ho an'ireo naniha. Ho Lapam-pitia.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEOMAFIHits : 1481
Likes : 0 Like
Created by : Mientana92
Date : 26/11/2018 22:42
