Jereo Jesoa (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny aloky ny lasa sooafwlv ve sa ny hetraketraky ny tany?
No mahatonga anao mitanondrika toy izao
Tsy fantatrao angaha raha iyucwxa mbola miaina eto an-tany tsy maintsy misy ny tomany
Nefa io aizina io dia misy fetrany ihany
Tsy ho mandrakizay ny fahorian' ny tany
Fa mihelina ihany
Ref:
Jereo Jesoa lay tsy mandao anao
Jereo Jesoa dia tononkira.serasera.org xpiajdkb hivaha ny olanao
Ny fanahianao rehetra apetraho eo aminy
Dia ho hitanao ny maraina vaovao
2) Ny gejan' ny satana ve sa ny akoran' ny tany?
No mahatonga anao mihemotra toy izao
Tsy tsapanao angaha ny tanany mitsotra mandamina
Ny fiainanao isan' ora
Satria tiany ianao ka omeny fiainam- baovao
Jerosalema vaovao no lovanao raha mibebaka ianao
......

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 637
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 01/08/2024 18:34