Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jereo Jesoa (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny aloky ny lasa qxccbgl ve sa ny hetraketraky ny tany?
No mahatonga anao mitanondrika toy izao
Tsy fantatrao angaha eccosg raha mbola miaina eto an-tany tsy maintsy misy ny tomany
Nefa io agzs aizina io dia misy fetrany ihany
Tsy ho mandrakizay ny fahorian' ny tany
Fa mihelina ihany
Ref:
Jereo Jesoa lay tsy mandao anao
Jereo Jesoa dia hivaha ny tononkira.serasera.org olanao
Ny fanahianao rehetra apetraho eo aminy
Dia ho hitanao ny maraina vaovao
2) Ny gejan' ny satana ve sa ny akoran' ny tany?
No mahatonga anao mihemotra toy izao
Tsy tsapanao angaha ny tanany mitsotra mandamina
Ny fiainanao isan' ora
Satria tiany ianao ka omeny fiainam- baovao
Jerosalema vaovao no lovanao raha mibebaka ianao
......

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEOMAFIVisites : 666
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mientana92
Date : 01/08/2024 18:34