Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jehovah no fahazavako (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no fahazavako sy famonjena ahy
Iza no atahorako
Iza no atahorako
Jehovah no fiarovana mafy ho an'ny aiko
Iza no angovitako Jehovah no fialofana.
Raha zqanw manantona ihinana ny nofoko
Ny ratsy fanahy
Dia izay fahavaloko sy ilay rafiko
Dia izy ihany no tafintohina ka tononkira.serasera.org lavo
Dia izy ihany no tafintohina ka lavo.
Na dia misy dbeqf antokony mitoby ady amiko aza
Tsy atahotra ny foko
Tsy atahotra ny foko
Na plxu dia misy ady miatra amiko aza
Dia atoky ihany aho
Dia atoky ihany aho
Iza no atahorako
Iza no atahorako
Jehovah no fiarovana mafy ho an'ny aiko
Iza no angovitako Jehovah no fialofana.
Raha zqanw manantona ihinana ny nofoko
Ny ratsy fanahy
Dia izay fahavaloko sy ilay rafiko
Dia izy ihany no tafintohina ka tononkira.serasera.org lavo
Dia izy ihany no tafintohina ka lavo.
Na dia misy dbeqf antokony mitoby ady amiko aza
Tsy atahotra ny foko
Tsy atahotra ny foko
Na plxu dia misy ady miatra amiko aza
Dia atoky ihany aho
Dia atoky ihany aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 1209
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 19/11/2018 20:27
