Jehovah no fahazavako (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no fahazavako sy famonjena ahy
Iza no atahorako
Iza no atahorako
Jehovah no fiarovana mafy ho an'ny aiko
Iza no angovitako Jehovah no fialofana.
Raha manantona ihinana cvfpus ny nofoko
Ny ratsy fanahy
Dia izay fahavaloko sy yvjwmm ilay rafiko
Dia izy ihany no wqqcmqe tafintohina ka lavo
Dia izy ihany no tafintohina ka lavo.
Na dia misy antokony mitoby ady amiko aza
Tsy atahotra ny foko
Tsy atahotra tononkira.serasera.org ny foko
Na dia misy ady miatra amiko aza
Dia atoky ihany aho
Dia atoky ihany aho
Iza no atahorako
Iza no atahorako
Jehovah no fiarovana mafy ho an'ny aiko
Iza no angovitako Jehovah no fialofana.
Raha manantona ihinana cvfpus ny nofoko
Ny ratsy fanahy
Dia izay fahavaloko sy yvjwmm ilay rafiko
Dia izy ihany no wqqcmqe tafintohina ka lavo
Dia izy ihany no tafintohina ka lavo.
Na dia misy antokony mitoby ady amiko aza
Tsy atahotra ny foko
Tsy atahotra tononkira.serasera.org ny foko
Na dia misy ady miatra amiko aza
Dia atoky ihany aho
Dia atoky ihany aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEOMAFIHits : 1260
Likes : 0 Like
Created by : Mientana92
Date : 19/11/2018 20:27
