EKENAY MANDRAKIZAY (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tinay Jeso miaraka aminao
Fifalihana ny midera anao
Sambatra tretrika
Ravo ny fanahy mihira izao
Tsy anahy atzaz fa ho sahy
Ny heriNao tokoa no tononkira.serasera.org momba ahy

Na mafy aza ny  ady atao
Ny FEOMAFI tsy miala aminao

Vonona aho hiasa ho anao
Tsy itaraina akory puxvfir na dia mafy ny asa atao

Ekenay mandrakizay
Hiasa ho anao ry Ray

Efa miandry ilay valim-pitia ho anao
Anilan'ilay hhnatzy Ray
Ho anao sy ho ahy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEOMAFI
Vangy : 1301
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 26/11/2018 22:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317