EKENAY MANDRAKIZAY (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tinay Jeso miaraka aminao
Fifalihana ny midera anao
Sambatra tretrika
Ravo ny fanahy mihira izao
Tsy anahy fa ho sahy
Ny heriNao tokoa no momba ahy
Na mafy aza ny ady atao
Ny FEOMAFI tsy miala aminao
Vonona aho hiasa ho voclemkk anao
Tsy itaraina iuelrln akory tononkira.serasera.org na dia mafy ny asa atao
Ekenay mandrakizay
Hiasa ho anao ry Ray
Efa miandry ilay valim-pitia ho anao
Anilan'ilay kzaodrj Ray
Ho anao sy ho ahy.
Fifalihana ny midera anao
Sambatra tretrika
Ravo ny fanahy mihira izao
Tsy anahy fa ho sahy
Ny heriNao tokoa no momba ahy
Na mafy aza ny ady atao
Ny FEOMAFI tsy miala aminao
Vonona aho hiasa ho voclemkk anao
Tsy itaraina iuelrln akory tononkira.serasera.org na dia mafy ny asa atao
Ekenay mandrakizay
Hiasa ho anao ry Ray
Efa miandry ilay valim-pitia ho anao
Anilan'ilay kzaodrj Ray
Ho anao sy ho ahy.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEOMAFIHits : 1300
Likes : 0 Like
Created by : Mientana92
Date : 26/11/2018 22:42
