Didim-pifankatiavana (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ndeha alaviro Ny fifam-pialonanaF'izany no mandrava tsy mampandrosoa
Satria isik'izaodia ankohonana
Samy midera mankalaza ny Tompo!
Ref : Didy lehibe no napetraky Ny Tompo
Hoantsika dia ny mba HIFANKATIAVANTSIKA
Tahaka ny nitiavany antsika,
Ka ho famantarana Fa isik'izao dia mpianany
2- Aoka tsy ianao 'lay tia fosafosa
Tia mitsikera ary koa manaratsy
Ataovy antsainao F'ianao dia be trosa
Satria tsy maintsy miaramilan'ilay ratsy
Ref : Didy lehibe no napetraky Ny Tompo !
Hoantsika dia ny mba HIFANKATIAVANTSIKA
Tahaka ny nitiavany antsika,
Ka ho famantarana Fa isik'izao dia mpianany
3- Diovy ny fonao ka esory ho lao
Fifanaratsiana fifampiandaniana
Aoka Jesoa mpanjaka ho Tompon'ny laka
Ary koa anapaka ,Haleloia Haleloia ,amen!!
Ref : Didy lehibe no napetraky Ny Tompo !
Hoantsika dia ny mba HIFANKATIAVANTSIKA
Tahaka ny nitiavany antsika,
Ka ho famantarana Fa isik'izao dia mpianany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 1610
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FEOMAFI
Daty : 02/09/2017 01:11