Didim-pifankatiavana (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ndeha alaviro Ny fifam-pialonana
F'izany no mandrava tsy mampandrosoa
Satria isik'izaodia ankohonana
Samy midera mankalaza ny Tompo!

                        

                        Ref : Didy lehibe no napetraky Ny Tompo
                         Hoantsika dia ny mba tononkira.serasera.org   HIFANKATIAVANTSIKA
                        Tahaka ny nitiavany antsika,
                        Ka ho famantarana Fa isik'izao dia mpianany

2- Aoka tsy ianao 'lay tia fosafosa
Tia mitsikera ary vpjuas koa manaratsy
Ataovy antsainao F'ianao dia be trosa
Satria tsy maintsy miaramilan'ilay ratsy

              

                        Ref : Didy lehibe no napetraky Ny Tompo !
                        Hoantsika dia ny mba HIFANKATIAVANTSIKA
                        Tahaka ny nitiavany antsika, tvzfs
                        Ka ho famantarana Fa isik'izao dia mpianany

 

3- Diovy ny fonao ka esory ho lao
Fifanaratsiana fifampiandaniana
Aoka Jesoa mpanjaka ho Tompon'ny laka
Ary koa anapaka ,Haleloia Haleloia ,amen!!

                        Ref : Didy lehibe no napetraky Ny Tompo !
                        Hoantsika dia ny mba HIFANKATIAVANTSIKA
                        Tahaka ny nitiavany antsika,
                        Ka ho famantarana Fa isik'izao dia zvmjkcj mpianany
 

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEOMAFI
Visites : 2086
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FEOMAFI
Date : 02/09/2017 01:11
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1387