Tia anao Jesosy (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia anao Jesosy
Ambarako aminao ny fitiavan'i Jesosy
Izao tontolo izao giqrlc no nahatongavany tety
Hamonjy ahy sy ianao no nahaterahan'i Kristy
Tia anao Jesosy, tia anao Jesosy, tia ahy koa
Ny xomi ainy no nasolo ny ota rehetra vitanao
Nafoiny ho anao daholo, ka voavela ny helokao
Ary izao tontolo izao, dia indro nahazo aim-baovao

Anio tononkira.serasera.org dia atolory ny fiainanao mba hanjakany
Ny otanao hitsory, fa oaaulh efa latsaka ny ràny
Ny helokao rehetra dia foana hatreo fa nofafany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 617
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 01/02/2025 11:00