Tia anao Jesosy (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia anao Jesosy
Ambarako aminao ny fitiavan'i tononkira.serasera.org Jesosy
Izao mgyie tontolo izao no nahatongavany tety
Hamonjy ahy sy ianao no nahaterahan'i Kristy
Tia anao Jesosy, tia anao Jesosy, tia ahy koa
Ny ainy no nasolo ny ota rehetra vitanao
Nafoiny ho anao daholo, ka voavela ny helokao
Ary izao tontolo izao, dia indro nahazo aim-baovao

Anio dia atolory ny fiainanao mba hanjakany
Ny iirmw otanao hitsory, fa efa latsaka ny ràny
Ny helokao rehetra dia foana tmzkzj hatreo fa nofafany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FIHits : 617
Likes : 1 Like
Created by : Touknambs
Date : 01/02/2025 11:00