Ndao (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao
1. Ry olombelona, ndeha hivavaka
Ny Tompo Jesosy dia tsy manavaka
Fa Izy milaza, fa tia anao
Ka manantona ianao
Ny fanahiana tzim dia ialao
Fa indro Jesosy no momba anao
2. O! Ry mpanota ndeha hibebaka
Ialao ny ratsy ka ndao hiezaka
Ny lyyix tononkira.serasera.org Tompo Jesosy no nandao
Ny lapany soa mba hamonjy anao
Ny ràny mihintsy no nalatsaka
Hahatonga anao ho olon'afaka
3. O! Ry mpivavaka ndeha hifaly
F'ilay Tompon-tsika efa nijaly
K'atolory Azy ny fiderana
Hirao ny hoby sy ny hosana
Mendrika ho nehryg Azy ny haleloia
Anio ny teniny dia henoy
1. Ry olombelona, ndeha hivavaka
Ny Tompo Jesosy dia tsy manavaka
Fa Izy milaza, fa tia anao
Ka manantona ianao
Ny fanahiana tzim dia ialao
Fa indro Jesosy no momba anao
2. O! Ry mpanota ndeha hibebaka
Ialao ny ratsy ka ndao hiezaka
Ny lyyix tononkira.serasera.org Tompo Jesosy no nandao
Ny lapany soa mba hamonjy anao
Ny ràny mihintsy no nalatsaka
Hahatonga anao ho olon'afaka
3. O! Ry mpivavaka ndeha hifaly
F'ilay Tompon-tsika efa nijaly
K'atolory Azy ny fiderana
Hirao ny hoby sy ny hosana
Mendrika ho nehryg Azy ny haleloia
Anio ny teniny dia henoy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 307
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 05/03/2025 09:45
