Manompoa ny Tompo (tafa tafa ...) (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manompoa ny Tompo (tafa tafa qkkusrb ...)
1/Tafa tafa mihintsy nge oa(ia) nareo wftnzri zany e!
Mety mety mihintsy hita avy hatrany e!
Fa (mba) inona no ketrika fa inona no sera
Mba izarao izahay cprr mitsamy e!
2/Tsy mibizina izany pasiteranay
Tsisy ketrika tononkira.serasera.org izany oa ao ampiangonanay
Fa fitaizana ara-panahy fanomananany mandrakizay
Ref:
Manompony Tompo no ataonay
Miasa amin'ny fahamarinana
Mikatsaka ny fanjakan'ny Ray
Ny zavatra rehetra avy eo no manampy anay
A/C RAHARIJAONA Andry

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FIHits : 320
Likes : 1 Like
Created by : Touknambs
Date : 01/02/2025 10:54