Manompoa ny Tompo (tafa tafa ...) (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manompoa ny Tompo (tafa tafa ...)

1/Tafa tafa mihintsy nge oa(ia) nareo zany e!
Mety mety mihintsy hita avy hatrany e!
Fa (mba) inona no ketrika fa inona no sera
Mba izarao izahay mitsamy e!

2/Tsy mibizina izany pasiteranay
Tsisy ketrika izany oa ao ampiangonanay
Fa fitaizana ara-panahy fanomananany mandrakizay

Ref:
Manompony Tompo no ataonay
Miasa amin'ny fahamarinana
Mikatsaka ny fanjakan'ny Ray
Ny zavatra rehetra avy eo no manampy anay


A/C RAHARIJAONA Andry
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FI
Hits : 60
Likes : 1 Like
Created by : Touknambs
Date : 01/02/2025 10:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0801