Famonjena (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ He teraka any Betlehema
Ilay Mpanjaka lehibe
Ventesonao ny salema
Asandrato re ny feo
Fa indro tonga ilay Mpamonjy
Nietry tena ho anao
Nitondra avotra sy vonjy
Ka mihoby izahay.
2/ Fa taitra mafy ireo magy
Raha nahita kintana
Ka tapa-kevitra hamangy
'Lay zaza tsara gcwvoj vintana
Nanolotra ny miora,
Zava-mani-pofona
Mba ho an’ilay Zazakely
Izay hiankohofana.
3/ Fa taitra mafy tokoa
Ireo mpiandry qmlq ondry ireo
Izy ireo dia faly fo
Niaraka nanandram-peo
Fa iosdd indro tonga ilay Mpamonjy
Nietry tena tononkira.serasera.org ho anao
Nitondra avotra sy vonjy
Ka mihoby izahay.
Ilay Mpanjaka lehibe
Ventesonao ny salema
Asandrato re ny feo
Fa indro tonga ilay Mpamonjy
Nietry tena ho anao
Nitondra avotra sy vonjy
Ka mihoby izahay.
2/ Fa taitra mafy ireo magy
Raha nahita kintana
Ka tapa-kevitra hamangy
'Lay zaza tsara gcwvoj vintana
Nanolotra ny miora,
Zava-mani-pofona
Mba ho an’ilay Zazakely
Izay hiankohofana.
3/ Fa taitra mafy tokoa
Ireo mpiandry qmlq ondry ireo
Izy ireo dia faly fo
Niaraka nanandram-peo
Fa iosdd indro tonga ilay Mpamonjy
Nietry tena tononkira.serasera.org ho anao
Nitondra avotra sy vonjy
Ka mihoby izahay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 19
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahatony79
Daty : 21/10/2026 17:38
